Entry | 1 fafy rano |
Elementary words | 2 fafy, rano |
Part of speech | 3 locution |
Explanations in Malagasy |
4 [fafirano] tsodrano [Tambahoaka, Taimoro, Taisaka, Tanala]
[1.78] 5 [fafirano] Tsodrano [1.1] 6 Famafazana amin' ny olona rano tsotra mba hatao tsodrano [1.1] |
Synonyms | 7 fafy ra |
Anagrams | 8 fafirano, fafy rano, fiforana |
Updated on 2023/01/01 |